# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # mpanompony hafa indray ny mpanjaka, manao hoe: 'Ilazao ireo izay nasaina Azo atao hoe DH: "mpanompony, nanome baiko azy ireo mba hilaza amin'ireo nasaina" # Jereo "Henoy" na "Tandremo tsara ny zavatra ho lzaiko aminareo" # Efa novonoina ny omby sy ny zanak'omby mifahiko Ny hevitr'izany dia hoe masaka sy vonona ireo biby. DH: ''Novonoin'ireo mpanompoko ary nandrahoiny ny omby sy ny zanak'omby mifahiko" # ny omby sy ny zanak'omby mifahiko "Ny omby sy zanak'ombiko tsara indrindra izay azo hanina"