plt_tn/mat/22/01.md

16 lines
420 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mba hananarana ireo mpitarika fivavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo, dia milaza fanoharana momba ny lanonam-pampakaram-bady i Jesosy.
# tamin'izy ireo
"tamin'ireo olona"
# Ny fanjakan'ny Lanitra dia mitovy
Ity no fiandohan'ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:24.
# izay nahazo fanasana
Azo atao hoe DH: "ireo olona izay nasain'ny mpanjaka"