plt_tn/mat/22/01.md

420 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mba hananarana ireo mpitarika fivavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo, dia milaza fanoharana momba ny lanonam-pampakaram-bady i Jesosy.

tamin'izy ireo

"tamin'ireo olona"

Ny fanjakan'ny Lanitra dia mitovy

Ity no fiandohan'ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:24.

izay nahazo fanasana

Azo atao hoe DH: "ireo olona izay nasain'ny mpanjaka"