# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mba hananarana ireo mpitarika fivavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo, dia milaza fanoharana momba ny lanonam-pampakaram-bady i Jesosy. # tamin'izy ireo "tamin'ireo olona" # Ny fanjakan'ny Lanitra dia mitovy Ity no fiandohan'ny fanoharana. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:24. # izay nahazo fanasana Azo atao hoe DH: "ireo olona izay nasain'ny mpanjaka"