plt_tn/mat/21/33.md

648 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mba hananarana ireo mpitarika fifavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo. dia milaza fanoharana momba ana mpanompo i Jesosy.

tompona tany

"olona iray izay manana tany"

nofefeny

"nasiany rindrina" na "nasiany fefy"

nandavahany famiazana tao anatiny

"nandavaka lavaka teo amin'ilay tanim-boaloboka mba hamiazana ireo voaloboka"

nampanofainy tamin'ireo mpamboly voaloboka

"nametraka ilay tanim-boaloboka teo ambanin'ny fitantanan'ireo mpamboly voaloboka." Mbola an'i tompony ihany ilay tanim-boaloboka.

mpamboly voaloboka

Ireo dia olona izay nahalala ny fomba fikarakarana ny voaloboka.