plt_tn/mat/21/33.md

24 lines
648 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mba hananarana ireo mpitarika fifavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo. dia milaza fanoharana momba ana mpanompo i Jesosy.
# tompona tany
"olona iray izay manana tany"
# nofefeny
"nasiany rindrina" na "nasiany fefy"
# nandavahany famiazana tao anatiny
"nandavaka lavaka teo amin'ilay tanim-boaloboka mba hamiazana ireo voaloboka"
# nampanofainy tamin'ireo mpamboly voaloboka
"nametraka ilay tanim-boaloboka teo ambanin'ny fitantanan'ireo mpamboly voaloboka." Mbola an'i tompony ihany ilay tanim-boaloboka.
# mpamboly voaloboka
Ireo dia olona izay nahalala ny fomba fikarakarana ny voaloboka.