# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mba hananarana ireo mpitarika fifavahana sady hanoharana ny tsy finoan'izy ireo. dia milaza fanoharana momba ana mpanompo i Jesosy. # tompona tany "olona iray izay manana tany" # nofefeny "nasiany rindrina" na "nasiany fefy" # nandavahany famiazana tao anatiny "nandavaka lavaka teo amin'ilay tanim-boaloboka mba hamiazana ireo voaloboka" # nampanofainy tamin'ireo mpamboly voaloboka "nametraka ilay tanim-boaloboka teo ambanin'ny fitantanan'ireo mpamboly voaloboka." Mbola an'i tompony ihany ilay tanim-boaloboka. # mpamboly voaloboka Ireo dia olona izay nahalala ny fomba fikarakarana ny voaloboka.