plt_tn/mat/20/20.md

537 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ho valin'ilay fanontaniana izay napetraky ny renin'ireo mpianatra anankiroa, dia nampianatra ireo mpianatra momba ny fahefana sy ny fanompoana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra i Jesosy.

zanaka lahin'i Zebedio

Manondro an'i Jakoba sy Jaona ireo.

eo an-tananao ankavana ... eo an-tananao ankavia

Ilazana ny fananana toerana, pahefana na fananan-kaja izany.

ao amin'ny fanjakanao

Eto ny "fanjakana" dia ilazana an'i Jesosy manapaka amin'ny maha-mpanjaka Azy. DH: "Rehefa tonga mpanjaka Ianao"