# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ho valin'ilay fanontaniana izay napetraky ny renin'ireo mpianatra anankiroa, dia nampianatra ireo mpianatra momba ny fahefana sy ny fanompoana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra i Jesosy. # zanaka lahin'i Zebedio Manondro an'i Jakoba sy Jaona ireo. # eo an-tananao ankavana ... eo an-tananao ankavia Ilazana ny fananana toerana, pahefana na fananan-kaja izany. # ao amin'ny fanjakanao Eto ny "fanjakana" dia ilazana an'i Jesosy manapaka amin'ny maha-mpanjaka Azy. DH: "Rehefa tonga mpanjaka Ianao"