plt_tn/mat/20/20.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ho valin'ilay fanontaniana izay napetraky ny renin'ireo mpianatra anankiroa, dia nampianatra ireo mpianatra momba ny fahefana sy ny fanompoana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra i Jesosy.
# zanaka lahin'i Zebedio
Manondro an'i Jakoba sy Jaona ireo.
# eo an-tananao ankavana ... eo an-tananao ankavia
Ilazana ny fananana toerana, pahefana na fananan-kaja izany.
# ao amin'ny fanjakanao
Eto ny "fanjakana" dia ilazana an'i Jesosy manapaka amin'ny maha-mpanjaka Azy. DH: "Rehefa tonga mpanjaka Ianao"