plt_tn/mat/19/29.md

798 B

nohon'ny anarako

Eto ny "anarana" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "nohon'ny amiko" na "satria mino Ahy izy"

handray avo zato heny

"handray zava-tsoa in-100 mihotara ireo izay nafoin'izy ireo.

handova fiainana mandrakizay

Io dia fomba fiteny izay midika hoe "Ho tahian'Andriamanitra amin'ny fiainana mandrakizay izy ireo" na "hataon'Andriamanitra ho velona mandrakizay izy ireo."

Fa maro ireo izay voalohany ho lasa farany, ary ny farany ho voalohany

Mampitaha izao vanin'ando ankehitriny izao amin'ny vanin'andro ho avy i Jesosy. Ireo izay lehibe ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho tsy misy dikany rehefa mametraka ny fanjakany eto an-tany Izy. Ireo izay toa tsy manan-danja ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho toy ny lehibe rehefa mametraka ny fanjakany Izy.