# nohon'ny anarako Eto ny "anarana" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "nohon'ny amiko" na "satria mino Ahy izy" # handray avo zato heny "handray zava-tsoa in-100 mihotara ireo izay nafoin'izy ireo. # handova fiainana mandrakizay Io dia fomba fiteny izay midika hoe "Ho tahian'Andriamanitra amin'ny fiainana mandrakizay izy ireo" na "hataon'Andriamanitra ho velona mandrakizay izy ireo." # Fa maro ireo izay voalohany ho lasa farany, ary ny farany ho voalohany Mampitaha izao vanin'ando ankehitriny izao amin'ny vanin'andro ho avy i Jesosy. Ireo izay lehibe ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho tsy misy dikany rehefa mametraka ny fanjakany eto an-tany Izy. Ireo izay toa tsy manan-danja ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho toy ny lehibe rehefa mametraka ny fanjakany Izy.