plt_tn/mat/19/29.md

16 lines
798 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# nohon'ny anarako
Eto ny "anarana" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "nohon'ny amiko" na "satria mino Ahy izy"
# handray avo zato heny
"handray zava-tsoa in-100 mihotara ireo izay nafoin'izy ireo.
# handova fiainana mandrakizay
Io dia fomba fiteny izay midika hoe "Ho tahian'Andriamanitra amin'ny fiainana mandrakizay izy ireo" na "hataon'Andriamanitra ho velona mandrakizay izy ireo."
# Fa maro ireo izay voalohany ho lasa farany, ary ny farany ho voalohany
Mampitaha izao vanin'ando ankehitriny izao amin'ny vanin'andro ho avy i Jesosy. Ireo izay lehibe ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho tsy misy dikany rehefa mametraka ny fanjakany eto an-tany Izy. Ireo izay toa tsy manan-danja ankehitriny, dia ho raisin'Andriamanitra ho toy ny lehibe rehefa mametraka ny fanjakany Izy.