plt_tn/mat/19/25.md

16 lines
598 B
Markdown

# talanjona tokoa
"gaga ireo mpianatra." Ny hevitra fonosin'izany dia hoe talanjona izy ireo satria nino izy ireo fa ny fananana harena no porofo fa manaiky ny olona iray Andriamanitra.
# Iza ary izany no afaka ho vonjena?
Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hanamafisana ny fahatairan'izy ireo. Azo atao hoe DH: "Dia tsy hisy ho vonjen'Andriamanitra izany!'' na "Dia tsy hisy hahazo ny fiainana mandrakizay izany!"
# navelanay ny zava-drehetra
"navelanay ny harenanay rehetra" na "nafoinay ny fanananay rehetra"
# Inona ary no ho azonay?
"Inona no zava-tsoa homen'Andriamanitra anay?"