# talanjona tokoa "gaga ireo mpianatra." Ny hevitra fonosin'izany dia hoe talanjona izy ireo satria nino izy ireo fa ny fananana harena no porofo fa manaiky ny olona iray Andriamanitra. # Iza ary izany no afaka ho vonjena? Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hanamafisana ny fahatairan'izy ireo. Azo atao hoe DH: "Dia tsy hisy ho vonjen'Andriamanitra izany!'' na "Dia tsy hisy hahazo ny fiainana mandrakizay izany!" # navelanay ny zava-drehetra "navelanay ny harenanay rehetra" na "nafoinay ny fanananay rehetra" # Inona ary no ho azonay? "Inona no zava-tsoa homen'Andriamanitra anay?"