plt_tn/mat/19/25.md

598 B

talanjona tokoa

"gaga ireo mpianatra." Ny hevitra fonosin'izany dia hoe talanjona izy ireo satria nino izy ireo fa ny fananana harena no porofo fa manaiky ny olona iray Andriamanitra.

Iza ary izany no afaka ho vonjena?

Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hanamafisana ny fahatairan'izy ireo. Azo atao hoe DH: "Dia tsy hisy ho vonjen'Andriamanitra izany!'' na "Dia tsy hisy hahazo ny fiainana mandrakizay izany!"

navelanay ny zava-drehetra

"navelanay ny harenanay rehetra" na "nafoinay ny fanananay rehetra"

Inona ary no ho azonay?

"Inona no zava-tsoa homen'Andriamanitra anay?"