plt_tn/mat/19/16.md

706 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Eto dia mivadika mankany amin'ny fotoana izay nanazavan'i Jesosy tamina lehilahy mpanan-karena iray ny vidin'ny fanarahan-dia Azy ny tantara.

Indro

Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.

zavatra tsara

Zavatra iray izay ankasitrahan'Andriamanitra no dikan'io.

Nahoana ianao no manontany momba izay tsara aty amiko?

Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ilay lehilahy. DH: "Tsy tokony hanontany amiko momba izay tsara ianao"

Iray ihany no tsara

'Andriamanitra ihany no tsara tanteraka"

te-hididtra any amin'ny fiainana

"hahazo fiainana mandrakizay"