# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Eto dia mivadika mankany amin'ny fotoana izay nanazavan'i Jesosy tamina lehilahy mpanan-karena iray ny vidin'ny fanarahan-dia Azy ny tantara. # Indro Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao. # zavatra tsara Zavatra iray izay ankasitrahan'Andriamanitra no dikan'io. # Nahoana ianao no manontany momba izay tsara aty amiko? Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ilay lehilahy. DH: "Tsy tokony hanontany amiko momba izay tsara ianao" # Iray ihany no tsara 'Andriamanitra ihany no tsara tanteraka" # te-hididtra any amin'ny fiainana "hahazo fiainana mandrakizay"