plt_tn/mat/19/16.md

24 lines
706 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Eto dia mivadika mankany amin'ny fotoana izay nanazavan'i Jesosy tamina lehilahy mpanan-karena iray ny vidin'ny fanarahan-dia Azy ny tantara.
# Indro
Ny teny hoe "indro" dia manaitra ny saintsika fa misy olom-baovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba hanaovana izany ny fiteninao.
# zavatra tsara
Zavatra iray izay ankasitrahan'Andriamanitra no dikan'io.
# Nahoana ianao no manontany momba izay tsara aty amiko?
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hamaliana ilay lehilahy. DH: "Tsy tokony hanontany amiko momba izay tsara ianao"
# Iray ihany no tsara
'Andriamanitra ihany no tsara tanteraka"
# te-hididtra any amin'ny fiainana
"hahazo fiainana mandrakizay"