plt_tn/mat/19/07.md

36 lines
978 B
Markdown

# Hoy izy ireo taminy
"Hoy ireo Fariseo tamin'i Jesosy"
# mandidy anay
"mandidy anay Jiosy"
# taratasy fanamarinam-pisarahana
Taratasy izay manapitra ara-dalàna ny fanambadiana.
# Fa ny hamafisam-ponareo
Ny teny hoe "hamafisam-po" dia fomba fiteny izay midika hoe "mafy loha." DH: "Satria mafy loha ianareo"
# ny hamafisam-ponareo ... namelan'i ... vadinareo
Miresaka amin'ireo Fariseo i Jesosy, fa efa nomen'i Mosesy ny razamben'izy ireo taloha teo io didy io. Ny didin'i Mosesy dia nihatra tamin'ireo lehilahy Jiosy rehetra.
# tamin'ny voalohany
Eto ny "voalohany" dia maneho ny fotoana namoronan'Andriamanitra ny lehilahy sy ny vehivavy voalohany.
# Lazaiko anareo
Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# ka manambady hafa
Azonao azavaina kokoa ny hevitra izay efa voaray. DH: "ary manambady vehivavy hafa"
# ary ny lehilahy manambady vehivavy izay efa nisara-bady dia mijangajanga
Misy dikan-teny maro tsy mampiditra ireo teny ireo.