# Hoy izy ireo taminy "Hoy ireo Fariseo tamin'i Jesosy" # mandidy anay "mandidy anay Jiosy" # taratasy fanamarinam-pisarahana Taratasy izay manapitra ara-dalàna ny fanambadiana. # Fa ny hamafisam-ponareo Ny teny hoe "hamafisam-po" dia fomba fiteny izay midika hoe "mafy loha." DH: "Satria mafy loha ianareo" # ny hamafisam-ponareo ... namelan'i ... vadinareo Miresaka amin'ireo Fariseo i Jesosy, fa efa nomen'i Mosesy ny razamben'izy ireo taloha teo io didy io. Ny didin'i Mosesy dia nihatra tamin'ireo lehilahy Jiosy rehetra. # tamin'ny voalohany Eto ny "voalohany" dia maneho ny fotoana namoronan'Andriamanitra ny lehilahy sy ny vehivavy voalohany. # Lazaiko anareo Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # ka manambady hafa Azonao azavaina kokoa ny hevitra izay efa voaray. DH: "ary manambady vehivavy hafa" # ary ny lehilahy manambady vehivavy izay efa nisara-bady dia mijangajanga Misy dikan-teny maro tsy mampiditra ireo teny ireo.