plt_tn/mat/19/07.md

978 B

Hoy izy ireo taminy

"Hoy ireo Fariseo tamin'i Jesosy"

mandidy anay

"mandidy anay Jiosy"

taratasy fanamarinam-pisarahana

Taratasy izay manapitra ara-dalàna ny fanambadiana.

Fa ny hamafisam-ponareo

Ny teny hoe "hamafisam-po" dia fomba fiteny izay midika hoe "mafy loha." DH: "Satria mafy loha ianareo"

ny hamafisam-ponareo ... namelan'i ... vadinareo

Miresaka amin'ireo Fariseo i Jesosy, fa efa nomen'i Mosesy ny razamben'izy ireo taloha teo io didy io. Ny didin'i Mosesy dia nihatra tamin'ireo lehilahy Jiosy rehetra.

tamin'ny voalohany

Eto ny "voalohany" dia maneho ny fotoana namoronan'Andriamanitra ny lehilahy sy ny vehivavy voalohany.

Lazaiko anareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

ka manambady hafa

Azonao azavaina kokoa ny hevitra izay efa voaray. DH: "ary manambady vehivavy hafa"

ary ny lehilahy manambady vehivavy izay efa nisara-bady dia mijangajanga

Misy dikan-teny maro tsy mampiditra ireo teny ireo.