plt_tn/mat/18/26.md

305 B

niondrika ilay mpanompo, ary niankohoka teo anoloany

Mampiseho io fa nanatona ilay mpanjaka tamin'ny fomba faran'izay mietry indrindra araka izay azo atao izy.

teo anoloany

"teo anatrehan'ilay mpanjaka"

onena

"nanana fangoraham-po tamin'ilay mpanompo izy"

nanafaka azy

"namela azy handeha"