plt_tn/mat/18/26.md

16 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# niondrika ilay mpanompo, ary niankohoka teo anoloany
Mampiseho io fa nanatona ilay mpanjaka tamin'ny fomba faran'izay mietry indrindra araka izay azo atao izy.
# teo anoloany
"teo anatrehan'ilay mpanjaka"
# onena
"nanana fangoraham-po tamin'ilay mpanompo izy"
# nanafaka azy
"namela azy handeha"