# niondrika ilay mpanompo, ary niankohoka teo anoloany Mampiseho io fa nanatona ilay mpanjaka tamin'ny fomba faran'izay mietry indrindra araka izay azo atao izy. # teo anoloany "teo anatrehan'ilay mpanjaka" # onena "nanana fangoraham-po tamin'ilay mpanompo izy" # nanafaka azy "namela azy handeha"