plt_tn/mat/17/19.md

764 B

izahay

Ny "izahay" eto dia manondro ireo miteny fa tsy ireo mihaino.

Maninona no tsy nahavita namoaka an'iny izahay?

"Fa maninona no tsy nahavita namoaka ilay demony tamin'ilay zazalahy izahay?"

Fa lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

raha manana finoana na dia kely toy ny voatsinampy aza ianareo

Mampitaha ny haben'ny vaotsinampy amin'ny haben'ny finoana ilaina hanaovana fahagagana i Jesosy. Kely dia kely ny voatsinampy, saingy mitombo ho hazo lehibe izany. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia kely ny fianoana takiana mba hanaovana fahagagana lehibe.

tsy hisy na inona na inona tsy ho hainareo atao

Azo atao hoe DH: "ho afaka ny hanao ny zavatra rehetra ianareo"