plt_tn/mat/17/19.md

20 lines
764 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# izahay
Ny "izahay" eto dia manondro ireo miteny fa tsy ireo mihaino.
# Maninona no tsy nahavita namoaka an'iny izahay?
"Fa maninona no tsy nahavita namoaka ilay demony tamin'ilay zazalahy izahay?"
# Fa lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# raha manana finoana na dia kely toy ny voatsinampy aza ianareo
Mampitaha ny haben'ny vaotsinampy amin'ny haben'ny finoana ilaina hanaovana fahagagana i Jesosy. Kely dia kely ny voatsinampy, saingy mitombo ho hazo lehibe izany. Ny tian'i Jesosy ho lazaina dia kely ny fianoana takiana mba hanaovana fahagagana lehibe.
# tsy hisy na inona na inona tsy ho hainareo atao
Azo atao hoe DH: "ho afaka ny hanao ny zavatra rehetra ianareo"