plt_tn/mat/17/17.md

16 lines
621 B
Markdown

# Ry taranaka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahoviana
"Ity taranaka ity dia tsy mino an'Andriamanitra ary tsy mahalala izay tsara sy ratsy. Mandra-pahoviana"
# mandra-pahoviana no tokony hitoerako miaraka aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy izakako miaraka aminareo?
Mampiseho ireo fanontaniana ireo fa tsy faly tamin'ny olona i Jesosy. DH: "Leo ny miaraka aminareo Aho! Leon'ny tsy finoana sy fahasimban-toetranareo Aho!"
# sitrana tamin'izany ora izany ilay zazalahy
Azo atao hoe DH: "lasa salama ilay zazalahy"
# tamin'izany ora izany
Fomba fiteny io. DH: "Avy hatrany" na "tamin'izany fotoana izany"