# Ry taranaka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahoviana "Ity taranaka ity dia tsy mino an'Andriamanitra ary tsy mahalala izay tsara sy ratsy. Mandra-pahoviana" # mandra-pahoviana no tokony hitoerako miaraka aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy izakako miaraka aminareo? Mampiseho ireo fanontaniana ireo fa tsy faly tamin'ny olona i Jesosy. DH: "Leo ny miaraka aminareo Aho! Leon'ny tsy finoana sy fahasimban-toetranareo Aho!" # sitrana tamin'izany ora izany ilay zazalahy Azo atao hoe DH: "lasa salama ilay zazalahy" # tamin'izany ora izany Fomba fiteny io. DH: "Avy hatrany" na "tamin'izany fotoana izany"