plt_tn/mat/17/17.md

621 B

Ry taranaka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahoviana

"Ity taranaka ity dia tsy mino an'Andriamanitra ary tsy mahalala izay tsara sy ratsy. Mandra-pahoviana"

mandra-pahoviana no tokony hitoerako miaraka aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy izakako miaraka aminareo?

Mampiseho ireo fanontaniana ireo fa tsy faly tamin'ny olona i Jesosy. DH: "Leo ny miaraka aminareo Aho! Leon'ny tsy finoana sy fahasimban-toetranareo Aho!"

sitrana tamin'izany ora izany ilay zazalahy

Azo atao hoe DH: "lasa salama ilay zazalahy"

tamin'izany ora izany

Fomba fiteny io. DH: "Avy hatrany" na "tamin'izany fotoana izany"