plt_tn/mat/17/11.md

516 B

hamerina amin'ny laoniny ny zavatra rehetra

"handamina ny zavatra" na "hampiomana ireo olona mba hitsena ny Mesia"

Nefa lazaiko aminareo

Manindry izay lazain'i Jesosy manaraka io.

izy ireo ... izy ireo

Mety hidika hoe 1) ireo mpitarika jiosy na 2) ireo vahoaka Jiosy rehetra ny hoe "izy ireo" rehetra eto.

ny Zanak'Olona ihany koa dia hijaly eo an-tanan'izy ireo

Eto ny "tanana" dia maneho fahefana. DH: "hampijaly ny Zanak'Olona izy ireo"

Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy eto.