plt_tn/mat/17/11.md

20 lines
516 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# hamerina amin'ny laoniny ny zavatra rehetra
"handamina ny zavatra" na "hampiomana ireo olona mba hitsena ny Mesia"
# Nefa lazaiko aminareo
Manindry izay lazain'i Jesosy manaraka io.
# izy ireo ... izy ireo
Mety hidika hoe 1) ireo mpitarika jiosy na 2) ireo vahoaka Jiosy rehetra ny hoe "izy ireo" rehetra eto.
# ny Zanak'Olona ihany koa dia hijaly eo an-tanan'izy ireo
Eto ny "tanana" dia maneho fahefana. DH: "hampijaly ny Zanak'Olona izy ireo"
# Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy eto.