# hamerina amin'ny laoniny ny zavatra rehetra "handamina ny zavatra" na "hampiomana ireo olona mba hitsena ny Mesia" # Nefa lazaiko aminareo Manindry izay lazain'i Jesosy manaraka io. # izy ireo ... izy ireo Mety hidika hoe 1) ireo mpitarika jiosy na 2) ireo vahoaka Jiosy rehetra ny hoe "izy ireo" rehetra eto. # ny Zanak'Olona ihany koa dia hijaly eo an-tanan'izy ireo Eto ny "tanana" dia maneho fahefana. DH: "hampijaly ny Zanak'Olona izy ireo" # Zanak'Olona Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy eto.