plt_tn/mat/17/09.md

512 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny tranga manaraka eto dia niseho avy hatrany taorian'ny nanatrehan'ireo mpianatra ny fiovan-tarehin'i Jesosy.

Raha nidina ... izy ireo

"raha nidina ... i Jesosy sy ireo mpianany"

ny Zanak'Olona

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

Nahoana ary ireo mpanora-dalàna no milaza fa Elia dia tsy maintsy ho avy aloha?

Milaza ny amin'ny finoana fa hitsangan-ko velona i Elia ary hiverina eo amin'ny vahoakan'Isriely mialohan'ny ahatongavan'ny Mesia ireo mpianatra.