plt_tn/mat/17/09.md

16 lines
512 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny tranga manaraka eto dia niseho avy hatrany taorian'ny nanatrehan'ireo mpianatra ny fiovan-tarehin'i Jesosy.
# Raha nidina ... izy ireo
"raha nidina ... i Jesosy sy ireo mpianany"
# ny Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# Nahoana ary ireo mpanora-dalàna no milaza fa Elia dia tsy maintsy ho avy aloha?
Milaza ny amin'ny finoana fa hitsangan-ko velona i Elia ary hiverina eo amin'ny vahoakan'Isriely mialohan'ny ahatongavan'ny Mesia ireo mpianatra.