# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny tranga manaraka eto dia niseho avy hatrany taorian'ny nanatrehan'ireo mpianatra ny fiovan-tarehin'i Jesosy. # Raha nidina ... izy ireo "raha nidina ... i Jesosy sy ireo mpianany" # ny Zanak'Olona Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # Nahoana ary ireo mpanora-dalàna no milaza fa Elia dia tsy maintsy ho avy aloha? Milaza ny amin'ny finoana fa hitsangan-ko velona i Elia ary hiverina eo amin'ny vahoakan'Isriely mialohan'ny ahatongavan'ny Mesia ireo mpianatra.