plt_tn/mat/17/05.md

20 lines
457 B
Markdown

# indro
Io teny io dia manaitra ny sain'ny mpamaky mba ho liana tsara amin'ny zavatra mahatalanjona izay manaraka eo.
# nanarona azy ireo
"nankeo ambonin'izy ireo"
# nisy feo nivoaka avy tao amin'ny rahona
Eto ny "feo" dia maneho an'Andriamanitra miteny. DH: "Niteny tamin'izy ireo avy ao amin'ny rahona Andriamanitra"
# ren'ireo mpianatra izany
"nandre an'Andriamanitra niteny ireo mpianatra"
# dia lavo izy ireo
"nianjera tamin'ny tany izy ireo"