plt_tn/mat/17/05.md

457 B

indro

Io teny io dia manaitra ny sain'ny mpamaky mba ho liana tsara amin'ny zavatra mahatalanjona izay manaraka eo.

nanarona azy ireo

"nankeo ambonin'izy ireo"

nisy feo nivoaka avy tao amin'ny rahona

Eto ny "feo" dia maneho an'Andriamanitra miteny. DH: "Niteny tamin'izy ireo avy ao amin'ny rahona Andriamanitra"

ren'ireo mpianatra izany

"nandre an'Andriamanitra niteny ireo mpianatra"

dia lavo izy ireo

"nianjera tamin'ny tany izy ireo"