# indro Io teny io dia manaitra ny sain'ny mpamaky mba ho liana tsara amin'ny zavatra mahatalanjona izay manaraka eo. # nanarona azy ireo "nankeo ambonin'izy ireo" # nisy feo nivoaka avy tao amin'ny rahona Eto ny "feo" dia maneho an'Andriamanitra miteny. DH: "Niteny tamin'izy ireo avy ao amin'ny rahona Andriamanitra" # ren'ireo mpianatra izany "nandre an'Andriamanitra niteny ireo mpianatra" # dia lavo izy ireo "nianjera tamin'ny tany izy ireo"