plt_tn/mat/17/01.md

476 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no fiantombohan'ny tantaran'i Jesosy niova endrika.

Petera, Jakoba, sy Jaona rahalahiny

''Petera, Jakoba, ary ny rahalahin'i Jakoba''

Niova endrika

Azo atao hoe DH: "Novain'Andriamanitra tanteraka ny endrik'i Jesosy"

fitafiany

"akanjony"

Namiratra toy ny masoandro ny tavany, ary ireo fitafiany lasa namiratra toy ny hazavana

Ireo dia fampitahana izay manindry hoe toy ny ahoana ny famirapiratan'ny endrik'i Jesosy.