# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no fiantombohan'ny tantaran'i Jesosy niova endrika. # Petera, Jakoba, sy Jaona rahalahiny ''Petera, Jakoba, ary ny rahalahin'i Jakoba'' # Niova endrika Azo atao hoe DH: "Novain'Andriamanitra tanteraka ny endrik'i Jesosy" # fitafiany "akanjony" # Namiratra toy ny masoandro ny tavany, ary ireo fitafiany lasa namiratra toy ny hazavana Ireo dia fampitahana izay manindry hoe toy ny ahoana ny famirapiratan'ny endrik'i Jesosy.