plt_tn/mat/17/01.md

20 lines
476 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no fiantombohan'ny tantaran'i Jesosy niova endrika.
# Petera, Jakoba, sy Jaona rahalahiny
''Petera, Jakoba, ary ny rahalahin'i Jakoba''
# Niova endrika
Azo atao hoe DH: "Novain'Andriamanitra tanteraka ny endrik'i Jesosy"
# fitafiany
"akanjony"
# Namiratra toy ny masoandro ny tavany, ary ireo fitafiany lasa namiratra toy ny hazavana
Ireo dia fampitahana izay manindry hoe toy ny ahoana ny famirapiratan'ny endrik'i Jesosy.