plt_tn/mat/15/32.md

669 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity ny fiantombohan'ny tantara momba an'i Jesosy namoky olona efatra arivo tamin'ny mofo fito sy trondro vitsivitsy.

fandrao mety ho torana eny an-dalana eny

"satria mety ho torana an-dalana izy ireo"

Aiza no hahitanay mofo sahaza sy ampy ireo vahoaka maro be ireo aty an'efitra?

Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hilazana fa tsy misy toerana hahazoana sakafo ho an'ireo vahoaka. DH: "tsy misy toerana eto akaiky eto mba hahafahanay mividy sakafo ampy ho ana vahoaka be tahaka izao"

Fito, sy hazandrano madinika vitsy.

Azo hazavaina ny fampahafantarana izay efa azo. DH: "Mofo fito, sy hazandrano madinika vitsy"