# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity ny fiantombohan'ny tantara momba an'i Jesosy namoky olona efatra arivo tamin'ny mofo fito sy trondro vitsivitsy. # fandrao mety ho torana eny an-dalana eny "satria mety ho torana an-dalana izy ireo" # Aiza no hahitanay mofo sahaza sy ampy ireo vahoaka maro be ireo aty an'efitra? Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hilazana fa tsy misy toerana hahazoana sakafo ho an'ireo vahoaka. DH: "tsy misy toerana eto akaiky eto mba hahafahanay mividy sakafo ampy ho ana vahoaka be tahaka izao" # Fito, sy hazandrano madinika vitsy. Azo hazavaina ny fampahafantarana izay efa azo. DH: "Mofo fito, sy hazandrano madinika vitsy"