plt_tn/mat/15/32.md

16 lines
669 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity ny fiantombohan'ny tantara momba an'i Jesosy namoky olona efatra arivo tamin'ny mofo fito sy trondro vitsivitsy.
# fandrao mety ho torana eny an-dalana eny
"satria mety ho torana an-dalana izy ireo"
# Aiza no hahitanay mofo sahaza sy ampy ireo vahoaka maro be ireo aty an'efitra?
Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hilazana fa tsy misy toerana hahazoana sakafo ho an'ireo vahoaka. DH: "tsy misy toerana eto akaiky eto mba hahafahanay mividy sakafo ampy ho ana vahoaka be tahaka izao"
# Fito, sy hazandrano madinika vitsy.
Azo hazavaina ny fampahafantarana izay efa azo. DH: "Mofo fito, sy hazandrano madinika vitsy"