plt_tn/mat/15/18.md

603 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy manazava ny fanoharana izay nolazainy tao amin'ny 15:12 i Jesosy.

ireo zavatra izay aloaky ny vava

Ilazana izay tenenin'ny olona io. DH: "teny izay lazain'ny olona"

Fa avy amin'ny fo

Eto ny "fo" dia ilazana izay ao an-tsain'ny olona iray na izay any anaty. DH: "avy ao anatin'ny olona" na "avy ao an-tsain'ny olona"

vono olona

mamono olona tsy manan-tsiny

fitenenan-dratsy

milaza zavatra maharary sy tsy marina momba ny olona iray

tanana tsy misasa

Ny hevitr'izany dia tsy nanasa tanana araka ny fomban-drazan'ireo loholona ny olona iray.