plt_tn/mat/15/18.md

24 lines
603 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy manazava ny fanoharana izay nolazainy tao amin'ny 15:12 i Jesosy.
# ireo zavatra izay aloaky ny vava
Ilazana izay tenenin'ny olona io. DH: "teny izay lazain'ny olona"
# Fa avy amin'ny fo
Eto ny "fo" dia ilazana izay ao an-tsain'ny olona iray na izay any anaty. DH: "avy ao anatin'ny olona" na "avy ao an-tsain'ny olona"
# vono olona
mamono olona tsy manan-tsiny
# fitenenan-dratsy
milaza zavatra maharary sy tsy marina momba ny olona iray
# tanana tsy misasa
Ny hevitr'izany dia tsy nanasa tanana araka ny fomban-drazan'ireo loholona ny olona iray.