# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy manazava ny fanoharana izay nolazainy tao amin'ny 15:12 i Jesosy. # ireo zavatra izay aloaky ny vava Ilazana izay tenenin'ny olona io. DH: "teny izay lazain'ny olona" # Fa avy amin'ny fo Eto ny "fo" dia ilazana izay ao an-tsain'ny olona iray na izay any anaty. DH: "avy ao anatin'ny olona" na "avy ao an-tsain'ny olona" # vono olona mamono olona tsy manan-tsiny # fitenenan-dratsy milaza zavatra maharary sy tsy marina momba ny olona iray # tanana tsy misasa Ny hevitr'izany dia tsy nanasa tanana araka ny fomban-drazan'ireo loholona ny olona iray.