plt_tn/mat/14/34.md

666 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireto andininy ireto dia mamaritra izay nitranga taorian'ny nandehanan'i Jesosy teny ambony rano. Ireo dia mamehy ny nasetrin'ny olona ny asa fanompoan'i Jesosy.

Rehefa avy niampita izy ireo

"Rehefa tafitan'ny farihy i Jesosy sy ireo mpianany"

Genesareta

Io dia tanàna kely eny amin'ny sisiny avaratra-andrefan'ny Ranomasin'i Galilia.

nandefa hafatra

"nandefa hafatra ireo lehilahy tao amin'izany faritra izany"

Nitalaho Taminy izy ireo

"Nitalaho taminy ireo olona marary"

moron'akanjony

"moron-tongotra" na "sisiny"

akanjony

"ankanjo lava" na "izay nanaovany"

sitrana

Azo atao hoe DH: "lasa salama"