# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ireto andininy ireto dia mamaritra izay nitranga taorian'ny nandehanan'i Jesosy teny ambony rano. Ireo dia mamehy ny nasetrin'ny olona ny asa fanompoan'i Jesosy. # Rehefa avy niampita izy ireo "Rehefa tafitan'ny farihy i Jesosy sy ireo mpianany" # Genesareta Io dia tanĂ na kely eny amin'ny sisiny avaratra-andrefan'ny Ranomasin'i Galilia. # nandefa hafatra "nandefa hafatra ireo lehilahy tao amin'izany faritra izany" # Nitalaho Taminy izy ireo "Nitalaho taminy ireo olona marary" # moron'akanjony "moron-tongotra" na "sisiny" # akanjony "ankanjo lava" na "izay nanaovany" # sitrana Azo atao hoe DH: "lasa salama"